|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahafinaretana |
| Fototeny | 2 finaritra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hafaliana: Akory ny fahafinaretako namaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny
5 Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny fahafinaretana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 pleasure, happiness
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 le plaisir, la joie, l'agrément, le bonheur
[1.3] 8 plaisir, bonheur [1.8] |
| Ohatra |
9 Mba nisy setriny ve izany rehetra izany tamin' ny fahafinaretana na fampiadanam-batana teo aminay?
[2.472]
10 Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 13 Ontam-po |
| Tovy hevitra | 14 hafinaretana |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|