|
|
|
|

Teny iditra1  fahafiry
Fototeny  2 firy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-manontany laharana: Fahafiry ny fiarakodia nentinao tamin' ilay hazakazak' aotomobilina farany teo?
5 Enti-milaza fahakelezana na fahatsinontsinona miolotra na mitaha amin' ny...: Tsy fahafirin' ny olo-mahay eto amin' ny Nosy ianao fa aza mieboebo toy izao [1.1]
Ohatra  6  fahafiry izy? (What number is it?) [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12