|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fahafito
Fototeny  2 fito
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahenina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the seventh [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 septième [1.3]
Ohatra  7  Nigadona ny fahafito taonako. [2.529]
8  Ny Tono manimanitra no heverina eto fa tokony fahafito. [2.245]
9  dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [2.508]
Voambolana  10  Matematika: rafitrisa
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)12  fahafito
Fototeny  13 fito
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny anglisy  15 seven fathoms. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 sept brasses [1.3]
Voambolana  17  Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09