|
|
|
|
Teny iditra
1
fahafo
hi
zana
Fototeny
2
fo
hy
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
(fa tsy
fahafohezana
) toetry ny fohy
[
1.38
]
Haiendriteny
5
Tsotra :
fahafohizana
, fahafohizako, fahafohizanao, fahafohizany, fahafohizantsika, fahafohizanay, fahafohizanareo, fahafohizan', fahafohizan-, fahafohizam-, fahafohiza-
6
Tovonana :
-pahafohizana, -pahafohizako, -pahafohizanao, -pahafohizany, -pahafohizantsika, -pahafohizanay, -pahafohizanareo, -pahafohizan', -pahafohizan-, -pahafohizam-, -pahafohiza-
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12