|
|
|
|

Teny iditra1  fahalalina
Fototeny  2 lalina
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  Tsy dia ny fahalalinan' ny hevitra lazaina, na ny tsy fahatakarany azy anefa no anton' izany mandrakariva [2.285]
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :

Fivaditsoratra  fahalalina, 7 fanalalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29