|
|
|
|

Teny iditra1  fahalaniana
Fototeny  2 lany
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  Maizina sy mangaihay ny atitrano noho ny fahalanian' ny lahin-jabora manentona toa hena. [2.470]
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Kamban-teny rehetra  7 sandan' ny fahalaniana
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 fahalainana, fahalaniana, 10 fahalianana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09