|
|
|
|

Teny iditra1  fahalava
Fototeny  2 lava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra lava refy: Tsy ampy ny halavan' ity tady itỳ [1.1]
Voambolana  5  Toerana
Tovy hevitra  6 halava, halavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12