|
|
|
|

Entry1  fahalavorariana
Part of speech  2  noun
Root  3  lavorary
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny fahalavorariana / Mahavariana ny fahalavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona
Examples  5  [2.296#] Moa tsy fara-fahendrena - fa efa nifanitsy amin' ny " Didim-pitiavana " notorin' ilay fanaperana amin' ny olon-kendry eran' ny taona sy ny tany rehetra ho fahalavorariana - ny manangana ny Fihavanana hirafetan' ny fiaraha-miaina manontolo?
Synonyms  6  halavorariana

Updated on 2025/07/29