|
|
|
|

Entry1  fahamendrehana
Part of speech  2  noun
Root  3  endrika
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in French  6  [1.3#126] la beauté, la dignité, la convenance, le mérite
7  [1.66.fr#377] éthique
Examples  8  [2.114] Mitovy fahamendrehana eo anivon' ny mpiara-belona ny olom-pirenena.
9  [2.643] Koa na tsy ho manamboninahitra amin' ny grady aza ialahy, dia ho manamboninahitra amin' ny fahamendrehana.
10  [4.27] Ary aoka ny fahaiza-miasa sy fahamendrehana manoloana ny kolikoly tsy ananana ahiahy mihitsy no hasehon' ireo vondron' asa roa ireo.
Vocabulary  11  Philosophy
Synonyms  12  hamendrehana

Updated on 2025/07/29