|
|
|
|

Teny iditra1  faharisarisana
Fototeny  2 risarisa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 l'indisposition, la maladie [1.3#537]
Ohatra  5  fa ny fihinanan-doatra mitarazo faharisarisana [2.996#28.37.30]
6  ... izay miafara hatramin' ny faharisarisana na fahaverezan' ny fiandrianam-pirenena. [4.27]
Voambolana  7  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12