Entry | 1 faharisihana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 risika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fahazotoana hanao zavatra, hafinaretana handray anjara amin' ny zavatra iray 5 [2.472#] |
Examples |
6 [2.472#] Tsy nanana faharisihana velively izy. 7 [1.369#] Eto koa ny fianakaviana dia ohatra ny nahazo fivelomana nefa very faharisihana. |
Synonyms | 8 harisihana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |