|
|
|
|

Entry1  faharoa
Part of speech  2  adjective
Root  3  roa
All compound words  4  13 words containing faharoa
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Mitana ny laharana manarakaraka ny voalohany: Ny février no volana faharoa amin' ny taona
Explanations in French  6  [1.3] deuxième, second, seconde
Examples  7  [2.4] Izay vao nanatona ilay faharoa.
8  [2.471] faharoa : misy sambo hitondranao azy ve?
9  [2.508] Nandefa tafika faharoa Andrianampoinimerina.
10  [2.314] Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa;

Anagrams  11  afaharo, ahafaro, faharoa, foahara

Updated on 2025/08/10