|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 faharomotana |
| Fototeny | 2 romotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the rabies
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 la rage des chiens
[1.8] |
| Voambolana | 6 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 7 Fahasalamana |
| Teny iditra (2/2) | 8 faharomotana |
| Fototeny | 9 romotra |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy
12 Fisafoahana, fisamontitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 uncontrolled anger
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 fureur
[1.8] |
| Ohatra |
15 ny sitrapo vesaran' ny tsiny sy ny heloka ka tonga malemy tsy mahahetsi-tena raha tsy idiran' ny demonian' ny fahatezerana sy ny fankahalana mbamin' ny faharomotana;
[2.285#]
|
| Voambolana | 16 Ontam-po |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|