|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fahasivy
Fototeny  2 sivy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny filaharana manaraka ny fahavalo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 neuvième [1.3]
Ohatra  6  dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [2.508]
Kamban-teny rehetra  7 fahasivy amby ny folo

Teny iditra (2/4)8  fahasivy
Fototeny  9 sivy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 neuf brasses [1.3]

Teny iditra (3/4)12  fahasivy
Fototeny  13 sivy
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 terme de Sikidy [1.3]
Voambolana  16  Finoana
Mpanahaka  17  sikidy

Teny iditra (4/4)18  fahasivy
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 fanahy, avelo [Taimoro] [1.78]
21 lolo, matoatoa [Bara] [1.78]
22 avelo, lolo [Betsileo] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 the ancestors, or spirits of the ancestors [1.2]
Ohatra  24  izany no nataony hoe "matoatoa" , "ambiroa" , "fahasivy"; [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17