|
|
|
|

Teny iditra1  fahasorisorena
Fototeny  2 sorisory
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahasosorana, fahadisadisana, fahadikidikiana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ennui, vexation, chagrin [1.3#632]
Ohatra  6  Fa ny androny rehetra dia fanaintainana avokoa, ary ny fisasarany dia fahasorisorena [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12