|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahatahorana |
| Fototeny | 2 tahotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tahotra tsaroan' ny tena, tahotra olona na zavatra: Ny fahatahorana an' Andriamanitra no voaloham-pahendrena / Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 fear; a fearful attitude
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 crainte, frayeur
[1.3, 1.8] 7 la cause de la crainte, ce qui fait peur: 8 Ny fahalahorana an’ Andriamanitra ihany no mampandositra ny ratsy (La crainte de Dieu seule fait éviter le mal)m:txt> [1.3] |
| Ohatra |
9 ary ny manarak'izany dia ny fahatahorana an-dRavololona.
[2.588#]
10 ka nanorina ny lalàm-pitondran-tena tamin' ny fahatahorana Azy. [2.296#] 11 Ny fahatahorana tsy handika ny fadin-drazana dia novany ho tahotra an' i Kristy am-pitiavana. [1.353#] |
| Voambolana | 12 Ontam-po |
| Tovy hevitra | 13 hatahorana |
| Lahatsoratra | 14 Randzavola: fahatahorana ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|