|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahatairana |
| Fototeny | 2 taitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana
5 Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 alarm; surprise; excitement
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 alerte, alarme, surprise, crainte subite
[1.8] |
| Voambolana | 8 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|