|
|
|
|

Teny iditra1  fahatelobe
Singan-teny  2 fahatelo, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Laharana fahatelo amin' ny sikidy
6 Havana mpandroba, izany hoe tsy mikendry afa-tsy ny hahalany ny harenan' ny havany [1.1]
Mpanahaka  7  sikidy
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02