|
|
|
|

Teny iditra1  fahatelon-tanana
Singan-teny  2 fahatelo, 3 tanana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Lalàna araka ny fomban-tany malagasy mametra fa raha misy mpivady misaraka,
6 ny ampahatelon' ny harin' izy mivady no anjaran-dravehivavy, fa ny an-droatokony kosa mijanona ho an-dralehilahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 le tiers des biens acquis en communauté durant le mariage; il appartient à la femme [1.3#139]
Voambolana  8  Lalàna
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17