|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahaterahana |
| Fototeny | 2 teraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the act or state of being born; birth
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 l'état de celui qui est né; naissance
[1.8] |
| Ohatra |
6 Saingy tsy maintsy ekena fa mahery noho izaho izany Olona izany : Aminy dia tsy misy ny Fotoana, izay refin' ny fahaterahana sy ny fahafatesana;
[2.5#]
7 Fa alohan' ny fahaterahana kosa, raha mbola any an-kibo any ny zaza, dia ny Fitiavana sy ny Faniriana no lamba natao fitafiny sy fiandrasana azy. [2.245#] |
| Mpanahaka | 8 fiterahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|