|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahatezana |
| Fototeny | 2 teza |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mateza; faharetana; fahelana: Zatotaona ny hatezan' ny fiainan' ny zanak' olombelona raha ela indrindra
[1.1] 5 faharetana ela [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 durabilité
[1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 7 toetra fahatezana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|