|
|
|
|

Teny iditra1  fahatsiahy
Fototeny  2 tsiahy
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mahatsiahy
5 Azo tsahivina, tokony hotsahivina:
6 Tsy fahatsiahy ny andro manjombona tamin' ny fiainana lasa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17