|
|
|
|

Teny iditra1  fahatsorana
Fototeny  2 tsotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 straightforwardness, plain speech [1.7]
Ohatra  5  Teo aho vao nahita lany ny fahatsoran' i Vola. [2.4]
6  Iza moa no tsy mahalala fa ny fahantrana saika miray dia hatrany amin' ny fahatsorana sy ny habadoana! [2.472]
Kamban-teny rehetra  7 miteny amim-pahatsorana
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17