|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahavokisana |
| Fototeny | 2 voky |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 satiety, fullness, satiation, satisfaction of hunger
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 rassasiement, état de celui qui est rassasié
[1.8] |
| Ohatra |
6 Koa ny an' ny Razana, dia tsy mba izay harena sy fahavokisana na fahombiazana no nasiany ny raki-malalany: varifitoventy ihany ireny, fa ny fihavanana no ariary zato sy arivo.
[2.296#]
|
| Tovy hevitra | 7 havokisana |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|