|
|
|
|

Teny iditra1  fahazavana
Fototeny  2 zava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 lightness, brilliancy, light, illumination, brilliance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 la lumière, la clarté [1.3#870]
6 lumière, clarté, illumination [1.8]
Ohatra  7  Faly izahay nahita ny fahazavana. [2.332#]
8  Nisy zavatra nopihin' ilay olona anefa dia nandefa fahazavana tery amin' ny rindrina ilay milina. [2.332#]
Tovy hevitra  9 hazavana
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  12 Randzavola: fahazavana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09