|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahazaza |
| Fototeny | 2 zaza |
| Singan-teny | 3 faha~, 4 zaza |
| Sokajin-teny | 5 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 at the time of one's childhood
[1.2#146] 7 when one was a child [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 quand on est jeune
[2.165#1914] 9 du temps où l'on était enfant [1.3#136, 1.8] |
| Ohatra |
10 fofoiko fahatsaika ho vadiko fahazaza
[2.69#9]
11 Nisy olondehibe niresaka taminy, sakaizany hatramin' ny fahazaza angamba [2.332#86] 12 Hoy kosa i Lamboandriantsimitovy (izany no anaran'Andriamasinavalona fahazaza) [2.298#125] |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|