|
|
|
|

Teny iditra1  fahefapolo
Singan-teny  2 fahefatra, 3 folo
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 fortieth [1.1]
6 quarantième [1.1]
Ohatra  7  Notokanana izany ny 29 Martsa 1987, ho fanamarihana ny fahefapolo taonan' ny nanombohan' ilay fihetseham-bahoaka nampihovitrovitra ity tany ity. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12