|
|
|
|

Teny iditra1  fahefatrambinifolo
Singan-teny  2 efatra, 3 folo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 jereo fahefatra amby ny folo [0]
Ohatra  6  Nosoratany teo anaty rovany tao Tuileries tamin'ny fahefatrambinifolo andro amin'ny Avrily (Asorotany) tamin'ny taona arivo sy valon-jato sy fitoambitelopolo. [2.366#]
Voambolana  7  Matematika: rafitrisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12