|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faingoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vy na hazo misy miforitra; vy misy motiny entina maka hazandrano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a bend, a curvature, a hook. See
5 baraingo, 6 faraingo. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 croc, crochet, crampon
[1.3#139] 8 croche [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | faingoka, 21 fiongaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|