Entry | 1 faingomihantona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#198] faingo ambony ( ' ) izay ampiasaina -- amin' ny famenon-teny milaza tompon-javatra: Tranon' alika -- amin' ny famenon' ny matoantenin' ny iharana: Novakin' ny saka 4 [1.1#198] maritsoratra ( ' ) entina misolo zanatsoratra latsaka: Sofin' omby (sofina omby) |
Explanations in French |
5 [1.5, 1.13] [faingo mihantona] apostrophe |
Vocabulary |
6 Linguistics |
Elementary words | 7 faingo, mihantona |
Tables and plates |
8 Punctuation marks |
Updated on 2024/12/08 |
![]() |