Entry | 1 fakana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 aka |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fangalana: Fakana trondro ~ Fakana kitay Fiantsoana: Fakana miaramila |
Explanations in French |
9 [1.3#13] L’action de prendre, là où on prend, d’où on tire, pour qui on prend |
Examples |
10 [2.117#] Antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho. 11 [2.471#] Amin' io nosy io ihany koa, hono, no fakana orana. 12 [1.519#] Ahitana fifandirana koa matetika eny amin' ny toerana fakana rano; |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word fakana |
Anagrams | 14 ankafa, fakana, fanaka, fanakà, kafana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |