|
|
|
|

Entry1  faladia
Part of speech  2  noun
All compound words  3  10 words containing faladia
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ny fanambanin' ny tongotra izay mandia tany
Explanations in English  5  [1.2] the sole of the foot. Compare felatanana
6  [1.7] the sole of the foot or of a shoe
Explanations in French  7  [1.8] semelle du pied ou d'un soulier
Examples  8  [2.4] Tsy niresaka izy roa lahy teny an-dalana, ary nanao kiraro faladia fingotra, ka izany no tsy naharenesako azy.
Proverbs  9  Proverbs containing the word faladia

Anagrams  10  ala fady, faladia, fiadala

Updated on 2025/08/10