|
|
|
|

Teny iditra1  falifalina
Fototeny  2 falifaly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao tonga falifaly: Falifalina amin' ny fanomezana kilalao betsaka ny zaza vao avy natao hasoaoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be pacified, to be appeased. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10 falina

Fivaditsoratra  falifalina, 11 fililafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12