|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famadihana |
| Fototeny | 2 vadika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 fanaovana zavatra hiamboho, na hivadika ka ny ambony lasa ambany
5 fampisehoana ny ila na lafiny tsy mbola niseho: Ianao no hampiandraiketina ny famadihana ny boky 6 fiovan' ny olona nitokisana nanjary mpamely na fahavalo: Ny famadihana tanindrazana no isan' ny heloka bevava indrindra 7 fomba arahin' ny foko malagasy sasantsasany ho mari-panajana ny Razana sy fangataham-pitahiana aminy. Misy karazany roa ny famadihana: 8 -- fitondrana ho ao am-pasan-drazana ny taolambalon' ny olona maty tany an-tany lavitra nalevina tamin' ny fasana aniritra fotsiny; 9 -- famonosan-dambamena isaky ny dimy, fito na folo taona, ireo maty milevina ao amin' ny fasan-drazana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 the act of turning something over; treachery, treason
11 the "turning of the bones" of the dead [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 l'action de retourner
[1.3, 1.8] 13 l’action de chavirer, de trahir, le lieu, le temps, la cause 14 action de transporter les morts dans un autre tombeau [1.3] 15 trahison 16 "retournement" des ossements des ancêtres [1.8] |
| Ohatra |
17 Niakatra an' Antananarivo aho nony vita ny famadihana.
[2.472]
18 Tsy mora ny manao raharaha, ka mbola nanangom-bola ho enti-manana ny famadihana aho. [2.529] |
| Teny nalaina | 19 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|