|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  famafana
Fototeny  2 fafa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanesorana ny loto, ny fako; na zavatra entina hanesorana ny loto, ny fako: Ilay kifafa bory no famafana ny lalantsara [1.1]
Kamban-teny rehetra  5 famafantsambo

Teny iditra (2/2)6  famafana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 espacement [1.13]
Voambolana  9  Fizìka
Kamban-teny rehetra  10 olika famafana aratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09