|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famafazana |
| Fototeny | 2 fafy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanapariahana voa amin' ny tany mba haniry, na fanapariahana rano amin' ny tanana mba hoenti-manamasina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 semailles
[1.13] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: fambolena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|