|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 famahana |
| Fototeny | 2 vaha |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 fanaborahana; fanalana fatorana; fanatsoahana, fanapahana (fanekena)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 l’action de détacher, de délier, d’effiler, l’instrument
[1.3#799] |
| Teny iditra (2/2) | 6 famahana |
| Fototeny | 7 vaha |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 résolution
[1.13] |
| Ohatra |
10 Efa nanomboka tamin' ny 2009 no nirotsaka tamin' ny famahana ny krizy teto Madagasikara ny CI
[4.27]
|
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | famahana, 12 hamafana, 13 mahafana, 14 manafaha, 15 manahafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|