|
|
|
|

Entry1  famahoahana
Part of speech  2  noun
Root  3  vahoaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Famoriana olona vitsivitsy mba hiasa sy famahanana azy avy eo
Fametrahana ho takatry ny vahoaka, fampielezana amin' ny vahoaka: anisan' ny zava-dehibe eo amin' ny fampandrosoana ny famahoahana ny fampianarana

Updated on 2025/07/29