|
|
|
|

Teny iditra1  famalifaliana
Fototeny  2 falifaly
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  Koa ho famalifaliana azy, dia nolazaiko fa rahefa avy manatitra ny entan' ny olona any Maroantsetra izahay, dia hiserana kely any an-tanindrazany vao hiverina any Toamasina. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29