|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famango |
| Fototeny | 2 vango |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mamango, izany hoe mamely, mikapoka, na manesokesoka, mandrapadrapaka, na mifofotra miasa
5 Azo vangoana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Ce qu’on peut battre, manière de battre
[1.3#810] |
| Fivaditsoratra | famango, 7 fomanga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|