|
|
|
|

Entry1  famarafarana
Part of speech  2  noun
Root  3  farafara
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana resaka mialoha ifanarahana mba tsy hisy fifanolanana any aoriana
Examples  5  [2.996] Manaraka izany, nalaiko ny fanekem-pividianana, dia ilay anankiray efa voaisy tombo-kase, ilay misy ny famarafarana sy ny fepetra, sy ilay anankiray mivelatra koa.

Updated on 2024/12/11