|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  famarana
Fototeny  2 fatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitaovana entina mamantatra ny fatran' ny zavatra iray: Maro ny famaran' ny Ntaolo toy ny vata, ny zinga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [Rel. s. from mamatra (fatra).] A measure for liquids, or such things as rice, sand, etc. [1.2]
6 a measure of capacity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 mesure de capacité [1.8]
Ohatra  8  Nalaminy ny famarana sy ny fandrefesana ary ny lanjan' ny vola. [2.113#]
9  ny hoe kilao tsy mbola namarana vary tamin' ny andron-dRadama fa ny vata no famarana malagasy tamin' izany. [2.366#]
Kamban-teny rehetra  10 vata famarana
Lahatsoratra  11 Randzavola: famarana ao amin' ny Baiboly (=> fandanjana)

Teny iditra (2/2)12  famarana
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 fanozonana [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  famarana, 15 fanarama, 16 manafara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17