|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fambata |
| Fototeny | 2 bata |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mambata, manainga na mitondra zava-mavesatra: Toy izao no fambata io vata io
5 Azo bataina: Tsy fambata ny zavatra toy io [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Ce qui doit être soulevé, manière de porter
[1.3#76] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|