|
|
|
|

Teny iditra1  famefehana
Fototeny  2 fefika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana izay hahafefika, hahavaky: Anjaran' ny lehiben' ny sambo ny famefehana ny sambony mita hitany fa ilaina [1.1]

Fivaditsoratra  famefehana, 5 manefahefa, manefahefà, 6 namefahefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27