|
|
|
|

Teny iditra1  famehezana
Fototeny  2 fehy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famatorana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L'action de lier, la corde [1.3#160]
Ohatra  6  lalàna famehezana ny fiaraha-miaina eo amin'ny Razana sy ny taranany [2.245#]
7  ny lahatra sy ny tendry saika lasa famehezana momba ny "ratsy" mitranga [2.285#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12