Entry | 1 famelabelarana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 velabelatra |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.13] fizarana lehibe indrindra ao anaty famakafakana lohahevitra |
Explanations in French |
6 [1.13] développement |
Examples |
7 [2.245#176] Tsy nanao famelabelarana antsipiriany isika 8 [2.606#121] Manaraka ny fanolorana dia mandeha ny famelabelarana sy ny fanazavana ilay lohahevitra 9 [2.270#44] Ataoko fa azonareo ny famelabelarana ny toe-draharaha any Antananarivo, nataoko tamim-pahiratan-tsaina tokoa |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |