|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 famelapelatra
Fototeny  2pelapelatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamelapelatra, manisy tehamaina [1.1]

Teny iditra (2/2)5 famelapelatra
Fototeny  6pelapelatra
Sokajin-teny  7 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 Mendrika na tokony hasiana tehamaina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12