|
|
|
|

Teny iditra1  famely
Fototeny  2 vely
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamely
5 Azo velezina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Celui qu’on peut battre, manière de battre [1.3#823]
Ohatra  7  Fa isika roa lahy aloha, hoy ny resaka nitohy, tokony hifanarahana dieny izao ny fomba famely rahefa handrava. [2.4#]

Fivaditsoratra  famely, 8 mifale, 9 milefa, milefà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27