|
|
|
|

Teny iditra1  fameperana
Fototeny  2 pepetra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanafatrafarana, fandidiana: Tsy mitsahatra ny fameperan-dreniny an' ireo voalavo kely roa lahy mba tsy hivoaboaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 La recommandation, l’injonction, la commission [1.3#483]
Ohatra  6  Raisin' ny Fanjakana ho adidy ny fandraisana ny fepetra ilaina amin' ny fampandrosoana ara-tsaina ny isam-batan' olona ka tsy misy fameperana afa-tsy ny fahaizan' ny tsirairay. [1.320#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12