|
|
|
|

Entry1  famerenana
Part of speech  2  noun
Root  3  verina
All compound words 
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Fanaovana indray: Noho ny fangatahan' ny be sy ny maro, dia hanao famerenana ilay fampisehoana "Sangy mahery" ny mpilalao
Kado na fahafoizana omen' ny tompon-trosa na ny mpivarotra
Explanations in English  12  [1.2] [Rel. s. from mamerina (verina).] A gift or present returned to a person on paying money; luck.
Explanations in French  13  [1.3#141] Cadeau ou remise faite par un créancier ou par un marchand
14  [1.3#828] L’action de rendre, de rapporter, de redire, de ramener, le temps, le lieu
15  [1.13] rappel
Examples  16  [2.332#11] Natomboka tany am-pianarana ny famerenana azy tsy jerena.
17  [2.113#3] efa misy famintinana sy fanontaniana hahamora ny fitadiavana sy ny famerenana;
18  [1.384#] ny fanovàna ny fepetra mikasika ny famerenana trosan' haba amin' ny tataom-bidy.

Anagrams  19  famerenana, fanemerana

Updated on 2025/08/10